Harentsoa Tsiky Rakotoson · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Jona, 2019

Nazra – Tetikasa Firesahana ireo lohahevitra fady

Rising Voices

Matetika lohahevitra voaràra any Egypta ny lohahevitra momba ny fitoviana eo amin'ny lahy sy ny vavy, ny fahasamihafana ara-pananahana, ny fifandraisana sahaza eo amin'ny lahy sy vavy ary ireo lohahevitra mifandraika amin'izany. Maro ireo mihevitra fa tokony resahana amin'ny mangingina ireo lohahevitra ireo, raha tsy izany tsy resahana mihitsy.

17 Jona 2019

Sakaizan'i Januária

Rising Voices

Vao avy nisedra fahasahiranana tamin'ny fiadidiana (governemanta) tao an-toerana ny tanàna kely any Januária, avaratry ny fanjakana Breziliana ao Minas Gerais. Nifandimbiasana ben'ny tanàna miisa fito ity tanàna ity nandritra ny enina taona. Betsaka amin'ireo ben'ny tanàna ireo anefa no voaisotra tamin'ny asany noho ny fanitsakitsahan-dalàna,

14 Jona 2019

Hospice Casa Sperantei

Rising Voices

Jereo sarintany lehibe kokoa  Teny Fampidirana : Manofana mpanampy mpitsabo, dokotera ary ekipa amin'ny fampiasana fitaovana fandraketam-peo sy horonantsarimihetsika mba ahafahana mizara mivantana ny tantaram-piainan'ireo marary tratran'ny aretina mety hahafaty...

12 Jona 2019

Dizha Kieru

Rising Voices

Dizha Kieru ("Feonay" amin'ny fiteny Zapotec) dia onjam-peom-pokonolona ao an-tananan'ny Zapotec zanatany Talea de Castro izay miorina ao amin'ny tendrombohitra Juarez ao Oaxaca, Meksika.

12 Jona 2019

Tontolon'ny bilaogy Kenyana

Bankelele manoratra momba ny karazana fiverenan'ny fifaninanana safari East African Classic, izay tsy anisan'ny fifaninanana iraisam-pirenen'ny WRC intsony, saingy manolotra 'toeram-pizahatany manintona sady mampanembona ary tsy manam-paharoa'.

03 Jona 2019