Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Janoary, 2024
Niteraka hatezerana nanerana an'i Amerika Atsimo ny famonoana an'i Julieta Hernández, vehivavy Venezoeliana mpifindra monina any Brezila.
Mpanakanto an-dalambe be mpankafy, mpanao hatsikana sady mpiaro ny mpitondra bisikileta i Hernández Martínez. Araka ny voalazan'ny polisy sivily Amazonas, mpivady iray teo an-toerana no niaiky ny heloka bevava namono ilay mpanakanto.
Vovonam-piteny Mayana faharoa mamory mpikatroka nomerika ho fiaraha-mianatra sy fifanakalozana
Hotontosaina any San Cristóbal de las Casas, Chiapas, Meksika, ny 17-20 Janoary 2024 ny Fihaonambe faha-2 amin'ny Fikatrohana nomerikan'ny fiteny Mayana, izay mampiroborobo ny fianarana sy ny fifanakalozana eo amin'ireo mpikatroka nomerika natokana ho amin'ny fampiroboroboana ny fiteny Mayana.
Fantaro ireo sakafo Malagasy manana ny lazany
Miavaka amin'ny hanitra mibaha-toerana sy ananany betsaka ny nahandro malagasy