Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Septambra, 2020
Fihetsiketseham-panoherana tarihin'ny tanora ao Thailandy mahazo fanohanana avy amin'ny olom-pirenena mitaky ‘demaokrasia tena izy’
"Fotoana izao ilaina ny fanovana. Amin'izao fotoana izao, tsorina, tsy ho tonga eto noho ny hoavinay izahay, fa ho an'ny hoavin'ny zanakay."