Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Marsa, 2021
Nosakanan'ireo mpikatroka Holandey momba ny toetrandro ny fidirana ao amin'ny Minisiteran'ny Toetrandro hitakiana ny famoahana ny “Shell Papers”
Antso ho an'ny fangaraharan'ny governemanta mikasika ny fampiasana ny volam-bahoaka sy ny fifandraisan'ny fanjakana amin'ny Shell no anton'ny fihetsiketsehana.
Niteraka fanehoan-kevitra maro ny fisamborana an'ilay mpikatroka ara-toetrandro Disha Ravi noho ny “fitaovam-pitolomana”
Hetsika fikomiana eto amin'ity firenena ity ny fanitsiana Google Doc ho fanohanana ny tantsaha amin'izao fotoana izao.