Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Jolay, 2018
Serbia: “Tononkalo alahelo ho an'ny kisoa iray”
Marobe ireo Serba zatra mankalaza ny Krismasy Ortodoksa amin'ny alalan'ny fanapoahana basy sy basy poleta, ary misotro rano voajanahary miloko sy mihinana kisoa.
Fantaro ireo bilaogera vaovao ao Liberia

Tamin'ny volana Oktobra lasa teo, mpanao gazety Liberiana sivy no nianatra ny fomba fibilaogina nandritra ny atrikasa tao amin'ny Ambasady Amerikana ao Monrovia. Noho ny fanohanan'ny Foibe ho an'ny Demokrasia sy ny Fampandrosoana ao amin'ny UMass Boston, tafaverina eto Monrovia aho ankehitriny miaraka amin'i Kathleen Flynn sy Ken Harper.
[Lahatsary] Dominika, ankizy eny an-dalambe

Namokatra ity horonantsary fanadihadiana an'i Dominika, mpangataka eny an-dalambe ao Antananarivo ilay bilaogera ao amin'ny FOKO sady mpikambana Klioban'ny amin'ny Firenena Mikambana antsoina hoe Nombana. Nalefa tao amin'ny MySpace tamin'ny fifaninanana Alaivo horonantsary ny Lohahevitrao ( Film Your Issue) ny lahatsary.
Mialy Andriamananjara miresaka momba ny Foko

Tapa-bolana lasa izay, niresaka tamin'i Lova Rakotomalala, iray amin'ireo efatra mpandrindra ny fandaharana fanentanana ao amin'ny bilaogy FOKO Madagasikara aho. Amin'ity herinandro ity, dia ampiseho lahatsary misy resadresaka niarahana tamin'ny mpiara-miasa amin'i Lova, Mialy Andriamananjara isika.
Tafatafa niarahana tamin'i Ghaida'a Al Absi

Ghaida'a al-Absino no mpitarika ny fanomezam-bahana ny vehivavy mpikatroka amin'ny teknikan'ny media ao Yemen, izay manazatra ny vehivavy Yemenita mpikatroka amin'ny media nomerika.
‘Raha tsy voarakitra izany, dia tsy nitranga': Volavolan-dalàna handràra ny fakàna sarimihetsika sy ny sarin'ireo miaramila eo am-perinasa ao Israely.

Mamolavola lalàna mety hametra ny fanehoan-kevitry ny mpikatroka sy ny mpanao gaety mpitsikera ny politikany ao amin'ny faritra Palestiniana doboin'i Israeliana ireo mpanao lalàna Israeliana.
Loka, fahafatesana sy tsingerintaona nahaterahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Maraokana
Fifaliana ho an'i M.S Hjiouj izay tsy nankalaza fotsiny ny tsingerintaona nahaterahany, ny voalohan'ny volana Aprily ny tamin'ny herinandro lasa fa koa nahazo ny loka volana Martsa ho an'ny tranonkala aterineto Arabo 4 izy.
Brezila: Tonga i Pontes, Astrônôty (mpanamory sambon-danitra).
Nahitana fientanentam-po sy fanevatevana ny fanehoan-kevitry ny bilaogera Breziliana momba ny sidina an-habakabaka nataon'i Marcos Pontes, astrônôty Breziliana voalohany.
Ny herinandro tao amin'ny bilaogy Boliviana
Ao anatin'ny krizy ara-toekarena henjana ny Lloyd Aereo Boliviano (LAB), zotra an'habakabaky ny firenena efa nanangonana renivola, izay mety manamarika ny fialan'ain'ny zotra an'habakabaka faharoa ela velona indrindra manerantany.
Vehivavy Afrikanina mibilaogy amin'ity herinandro ity
Tahaka ny mahazatra, nibilaogy momba ireo lohahevitra isan-karazana ny vehivavy Afrikanina tamin'ny herinandro lasa.