Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Novambra, 2022
Mety hibosesika ny sioka: Todika momba ny fangatahana fanesoram-botoaty ao India
Mampametra-panontaniana momba ny fitsinjaram-pahefana sy ny hery ny fifanolanana eo amin'ireo goavan'ny media sosialy, ny governemanta ary ny olom-pirenena. Niezaka nanilika amin'ny hafa mba hampandrosoana ny tombontsoany ny mpandray anjara tsirairay.