Harentsoa Tsiky Rakotoson · Aogositra, 2017

Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Aogositra, 2017

Shina: Polisy Sy Mpitondra Bisikileta (Na/Sy Môtô)

  02 Aogositra 2017

(Marihina fa tamin'ny desambra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra tamin'ny teny anglisy) Guangzhou, tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Shina, ora vitsivitsy avaratr'i Hong Kong, no tanàna lehibe farany hanaisotra ny moto ao aminy, ampiharina manomboka ny 1 janoary 2007, ho hetsika iadiana amin'ny fandotoana, ny fitohanan'ny fifamoivoizana ary, ny zava-dehibe kokoa, ny haavon'ny heloka...