Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Febroary, 2022
Mitady mpitarika tetikasa Lingua ny Global Voices mba hitantana ny tetikasa sy ny vondrom-piarahamonin'ny fandikan-teny
Mitady mpitarika ho an'ny tetikasa Lingua izahay mba hitarika ny ekipan'ny fandika-teny, hiantoka fa misy amin'ny fiteny maro ny asanay ary miaro ny fahamaroan-teny amin'ny aterineto.