Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Jona, 2021
Ao anatin'i Myanmar: Fijoroana Vavolombelona amin'ny fiavota-tena sy ny fifandanana
"Ny mampihorohoro ny firenenay ihany no vitan'ny miaramila fa tsy ho afa-mitondra ry zareo. Afa-mitifitra, mamono ary misambotra ireo tanora maherifo antsoina hoe "voninkazon-dohataona" ry zareo fa tsy afa-midify ny Lohataonan'i Burma."