Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Desambra, 2019
Fianakaviana mitahiry ny fahatsiarovana ilay mpiasa maty nandritra ny didy jadona tao Brezila
Tamin'ny taona 1979, nizara bokikely teo ivelan'ny orinasa tao São Paulo nandritra ny fihetsiketsehana i Santo raha maty notifirin'ny polisy avy ao an-damosina.
Nitsabaka tamin'ny fifidianana ankapobeny tao Mozambika ve i Rosia?
Nanomboka talohan'ny ny fifidianana tamin'ny famoahan'ny fikambanana antsoina hoe International Anticrisis Center (AIC) ny fitsapan-kevitra tamin'ny 4 Oktobra, izay nanome fandresena mazava ho an'ny Frelimo ny fiahiahiana an'i Rosia.
Mitsikera ny fanararaotana ara-pitsarana ataon'ny Huawei amin'ireo mpiasany teo aloha ny mpiserasera Shinoa
Nosamborin'ny polisin'i Shenzhen i Li Hongyuan, mpiasan'ny Huawei teo aloha rehefa niampanga azy ho nanodikodim-bola ny Huawei. Nogadraina 251 andro izy.
Filipina: Mahatsiaro ny vono olona tany Maguindanao
Iray volana mahery izay no lasa, tamin'ny 23 Novambra 2009, nisian'ny famonoana nataon'ny tafika manokana an-dry Ampatuans, mpitarika ady niara-dia tamin'ny Filoham-pirenena Filipiana Gloria-Macapagal Arroyo, ireo lehilahy sy vehivavy maherin'ny 60, saingy efa tafiditra amin'ny eritreritra iombonan'ny vahoaka Filipiana ity hetsika mahatsiravina ity.
Satria mankalaza ny faha-15 taona ny Global Voices, ireto ny lahatsoratra notsongain'ny ekipa Karaiba
Tsingerintaona faha-15, GV! Nisafidy ny lahatsorany 15 tsara indrindra tamin'ity taona 2019 ity ny ekipa Karaiba, manomboka amin'ny fihetsiketsehana mahery setra an-dalambe, ny krizin'ny mpitsoa-ponenana ary ny tantaran'ny rariny. Fizarana voalohany amin'ny dimy.
Ny tsy fahatongavan'i Cristina Fernandez de Kirchner sy ireo zavatra manitikitika mikasika ny fanokanana filoham-pirenena ao Arzantina
"Izao no fotoanan'ny fifampiresahana" ary nametraka fepetra fisorohana hanakanana an'i Cristina Fernandez de Kirchner ry zareo tsy hanatrehany ny lanonana"'
Hira hala-tahaka mahatsiaro ireo Eoropeana Tatsinanana mpiady tamin'ny Adin'ny Britanika nandritra ny Ady Lehibe Faharoa
Milaza ireo manam-pahaizana fa raha tsy nisy ny fanampian'ireo miaramila Eoropeana Tatsinanana,dia tsy nandresy ny Alemaina nazi ny Britanika.
Tranga fanorisorenana ara-nofo ao Trinité & Tobago manasongadina fa ilaina ny politika tsara kokoa momba izany
Niteraka adihevitra momba ny politikan'ny fanorisorenana ara-nofo any amin'ny toeram-piasana ny tranga fanorisorenana ara-nofo vao haingana tany Trinite sy Tobago, indrindra rehefa misy fiantraikany amin'ireo mpikambana ao amin'ny vondrona (LGBTQ) izany.