Takela-by manesoeso mamely ny fijoro marefon'ny governemanta Aostraliana amin'ny fiovan'ny toetr'andro amin'ny COP26 any GlasgowEsoeson'ilay Aostraliana mpanao hatsikana amin'ny tsy fihetsehany ara-toetrandro ny Praiminisitra Scott MorrisonMpanoratra Kevin Rennie Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson31 Oktobra 2021
Filma raràn'i Hong Kong noho ny filaminam-pirenena ary voasazy izay mandefa izany tsy nahazoana alalanaMety hampigadra 3 taona ny fandefasana horonantsary tsy nahazoana alalanaMpanoratra Hong Kong Free Press Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson29 Oktobra 2021
Milaza ny FTMF fa iharan'ny herisetran'ny miaramila sy ny milisy ireo mponin'i Sinai Avaratra ao EjyptaNahafaty sivily +100, ahitana ankizy, ny ady amin'ny fampihorohoroana tamin'ny taona 2019-2020.Mpanoratra Global Voices MENA Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson28 Oktobra 2021
An'arivony mivory ao Tbilisi mitaky ny hanafahana ilay filoha teo aloha nogadrainaMilaza hatrany ny filoha teo aloha fa tratran'ny fanenjehana ara-politikaMpanoratra OC Media Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson23 Oktobra 2021
Milaza ny solombavambahoaka iray avy ao Kazakhstan fa taratry ny fiainana andavanandron'ny firenena ny ‘Squid Game’Lazain'ny politisiana fa tsy hay tantanina ny olana ara-bolan'ny firenenaMpanoratra Paolo Sorbello Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson22 Oktobra 2021
Miantso ny Praiministra Aostraliana ny Printsy Charles mba hanatrika ny fihaonambe manerantany momba ny fiovaovan'ny Toetrandro ao GlasgowNy "lanonana vahaolana farany" handraisana andraikitra amin'ny krizin'ny toetrandroMpanoratra Kevin Rennie Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson16 Oktobra 2021
Hamela ny trano filokana ao amin'ny nosy Boracay malaza manerantany i Filipina na dia eo aza ny fanoherana eo an-toeranaLazain'ireo manampahefana hiteraka fidiram-bola bebe kokoa ho an'ny governemanta ny toeram-pilokanaMpanoratra Siegfred Deduro Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson14 Oktobra 2021
Nivadika revolisiona sy fiafenana an-tsisintany ny orinasa makiazin’ ilay mpanakanto mpanao makiazy LGBTQ any MyanmarTsy nety nikarakara ireo mpanjifa manankarena manohana ny fitondrana miaramila i May OoMpanoratra The Irrawaddy Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson06 Oktobra 2021
Mihamafy ny fanelezana vaovao diso amin'ny fahatongavan'ireo mpitsoa-ponenana Afghàna any Makedonia AvaratraAraraotina ireo Mpitsoa-ponenana anaovana propagandy politikaMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson03 Oktobra 2021