Harentsoa Tsiky Rakotoson · Mey, 2019

Lahatsoratra farany an'i Harentsoa Tsiky Rakotoson tamin'ny Mey, 2019

Ny vehivavy afrikanina manoloana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy

  31 Mey 2019

Andro iraisam-pirenena ho amin'ny fanafoanana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy ny 25 novambra ary manamarika ny fiandohan'ny 16 andro hikatrohana anoherana ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy sy ny ankizy ,mandritra izany no nananganan'ny vehivavy sy ny fikambanany hetsika manerana izao tontolo izao mba hampitsahatra ny herisetra amin'ny vehivavy.

Andron'ny Bilaogy 2005

Nalaza tao amin'ny tontolon'ny bilaogy maneran-tany ny andron'ny bilaogy 2005. Nanampy pejy misy ireo lahatsoratra manan-danja ao amin'ny Technorati isan'ora ny andron'ny fankalazana, izay mandrisika ny bilaogera mba hanolotra bilaogy dimy vaovao avy amin'ny kolontsaina na fomba fijery vaovao hafa ho an'ny mpamaky azy ireo.

Torkia: Nosakanana ny Dailymotion

GV Mpisolovava  18 Mey 2019

Nosakanana tany Torkia tamin'ny 2 Aogositra 2008 ny fidirana ao amin'ny tranonkala fizarana lahatsary frantsay Dailymotion.com. Araka ny filazan'ny Erkan Saka, bilaogera monina any Istanbul, "tsy nisy fanazavana ny fanapahan-kevitra handràra ny tranonkala."

Syria: miha-maro ireo lasibatry ny famoretana antserasera

GV Mpisolovava  16 Mey 2019

Manambara ny tatitra vaovao navoakan'ny Human Rights Watch fa olona roa no nogadraina mangina any amin'ny toerana tsy fantatra ao Syria. Nosamborin'ny Sampam-pitsikilovana miaramila Syriana tamin'ny volana jona 2007 i Karim 'Arbaji (29 taona) sy Tarek Biasi (22taona) noho ny fanehoan-kevitra antserasera mitsikera ny governemanta Syriana.

Fitetezam-bilaogy Kenyanina

  15 Mey 2019

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka 30 mey 2005) Efa nandrasana hatry ny ela. - Scentiments miresaka zavatra izay matetika resahin'ny bilaogera kenyanina maro any am-pielezana – manina an'i Kenya. -Ny mpanao...