Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Avrily, 2018

30 Avrily 2018

Balkans: Mankatoa ny fijoroan'i Kosovo i Makedonia sy i Montenegro

Tamin'ny 9 Oktobra, ankatoavin'i Montenegro sy i Makedonia ny fahaleovantenan'i Kosovo. Nanamarika ny bilaogera iray fa "kisendrasendra, nampitombo ny isan'ny firenena mankatoa ho 50 indrindra izany."

28 Avrily 2018

Makedonia: Andro fahalalahan'ny rindrambaiko

Ao anatin'ny Andron'ny fahalalahan'ny rindrambaiko manerantany, nikarakara hetsika fanin-telony tao tao afovoan-tanànan'i Skopje ny Free Software Macedonia. Tamin'ny 4 Oktobra, nizara bokikely sy kapila mangilatra ahitana Linux Ubuntu izy ireo, izay nomanina manokana tamin'ity indray mitoraka ity

25 Avrily 2018

Miantso ireo mpamily fiara sy ny toeram-pisakafoanana ny mpandeha an-tongotra mba tsy hibahan-dalana

"Tsy misy olana, mahita lalana handehanana foana ny marary [mibahana eny amin'ny sisin-dalana fandehanan'ny mpandeha an-tongotra ny fiara, hita hatreny amin'ny hopitaly]. #SehaBahoaka"

03 Avrily 2018

Niteraka Fahatezerana Ny Akanjo “Hitler” Nifaninanan'ilay Ankizy Tao Makedonia

Gaga ny rehetra noho ilay ankizy nampiakanjoana mampalahelo toa an'i Hitler. Izay fantatsika rehetra fa mpanavakava-bolonkoditra sy Nazi. Na ireo niantsoantso hoe "Fahafatesana ho an'ny Albaney" [amin'ny fampiasana fanevatevana ara-poko] sy ny "ho an'ny Makedonia madio" eny an-dalambe, izay tena mikasika an'i Hitler avokoa.