Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Oktobra, 2017

24 Oktobra 2017

Tantara an-tsary Makedoniana Iray Mandrisika ny Vehivavy Hiditra Amin'ny Asan'ny Fananganana Programa An-Tsolosaina

Lasa tsy azo ialana ao amin'ny kolontsaina teknolojika makedoniana i Neta, sombin-tantara an-tsary miresaka vehivavy tanora iray miasa amin'ny maha-injenieran'ny rindrambaiko azy.

18 Oktobra 2017

‘Tonga Ny Zazakely Eurovision': Niteraka Zazavavy Kely I Jana Burceska, Makedoniana Mpifaninana

Nanambara i Burceska izay mbola tsy nanambady fa bevohoka izy tao amin'ny lahatsary fampidirana Eurovision. Niteraka resabe tao an-tanindrazany ao Makedonia ity fihetsika ity, izay lasa somary mpandala ny nentim-paharazana tao anatin'ny taompolo farany.