Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Jolay, 2016
Fahasahiranana Ara-bola No Nahatonga Ny An-tanàna Kely Iray Ao Makedonia Ho Lasa Mpomba an'i Trump
Tsy nampoizin'ny maro fa Makedoniana avy ao an-tanànakelin'i Veles no tompon'ireo tranonkalam-baovao maro manohana an'i Trump .
Taorian'ny Fihetsiketsehana, Najanona Tampoka Ny Fikasan'ny Governemanta Makedoniana Hahazo Fampindramam-bola Vahiny Eurobond
"Mety handao ity firenena ity ny atsasaky ny olona mana-tsaina alohan'ny taona 2020:" hoy ny olom-pirenena iray naneho hevitra manoloana ny haben'ny trosa tsy maintsy haloanay amin'izany taona izany.
Tsy Manaiky Ny Hamerenana Indray Ny Tolotra Eurobond Ataon’ Ny Governemanta Ny Mpanao Fihetsiketsehana Makedoniana
Nitsikera ny fitombon'ny trosan'ny Makedonia avy any ivelany ireo mpikatroka ao amin'ny hetsika fantatra amin'ny antsoina hoe "Revolisiona Maro Loko" , ary nilaza fa tsy hahomby ny famatsiam-bola vaovao rehetra raha mbola ny governemanta amin'izao fotoana no eo amin'ny fahefana.
Fifaninan-tSary Mamoaka Ny Biby Sy Zavamaniry Mahatalanjona Ao Amin'ny Farihy Ohrid Ao Makedonia sy Albania
Asehon'ireo sary ny vorombe mangina, trondro sy hazandranomamy isan-karazany ary misy ihany koa aza fanaka an-trano ao anaty rano na amoron-drano.