Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Desambra, 2018
Mampitambatra sary kanto miboridana miaraka amin'ny tanjona fanangonambola ho an'ny asa soa amin'ny mahaolombelona ny andiany vaovao amin'ny tetiandro Makedoniana ao amin'ny Twitter
Tonga daholo hanohana ny tanjona amin'ny mahaolombelona ireo Makedoniana mpampiasa Twitter, tamin'ny alalan'ny fakana sary miboridana hanaovana tetiandro
Niteraka Onjam-baovao Tsy Marim-pototra Maro Ny Fitsoahan'Ilay Lehilahy Makedoniana Nanana Ny Maha Izy Azy Nankany Hongria
Raha ny resaka mandeha any amin'ny tontolon'ny filazambaovao ao Balkàna no hinoana, nitsoaka taminà sidina an'ilay zotram-piaramanidina iray izay efa nikatona ny taona 2012 i Nikola Grueski .
Manao fihetsiketsehana ho amin'ny fahalalahan'ny oniversite ny mpianatra taorian'ny fandroahana ny Oniversite Eoropeana Afovoany ao Hongria
Nibodo ny kianja teo anoloan'ny Parlemanta ireo mpianatra voakasiky ny fandroahana ny oniversiteny mba hiaro ny fahalalahana akademika ao Hongria.