Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Jona, 2011
Makedonia: Repoblika Twitter .mk
Mitohy ny Fihetsiketseham-panoherana ao Makedonia, raha mbola mandà na dia ny hiresaka izay tadiavin'ny olona amin'ny fangaraharana, andraikitra politika ary ny fanajanonana ny herisetra ataon'ny polisy fotsiny ihany aza. Tamin'ny alahady, dia nisy sarim-pamantarana vaovao nasehon'ny mpanao fihetsiketsehana sasany: Sainam-pirenena Masedoanina misy sary famantarana Twitter ao aminy, ho fahatsiarovana ny...
Makedonia: Fihetsiketseham-panoherana ny Herisetra Afenina Ataon'ny Polisy
Tanora Masedoanina sy manam-pahaizana sasantsasany efa lazondazony no nanao fihetsiketsehana nandritra ny dimy andro tao amin'ny aterineto sy ivelan'ny serasera tao Skopje, mba handrisika ny manampahefana “handravona” ny raharaha mikasika ny famonoana nataona polisy mpiambina tompon'andraikitra ambony an'ilay tovolahy nandritra ny famoriam-bahoaka notontosain'ny antokon'ny fitondrana taorian'ny fifidianana. Tamin'ny Zoma teo dia...
Masedoana : niteraka fihetsiketsehana ny lazaina ho famonoan'ny polisy tovolahy iray
Olona azo refesina no nivory tao afovoan-tanànan'i Skopje ny alina lasa teo mba hanohitra ny fahafatesan'ny tovolahy iray izay nolazaina fa novonoin'ny polisy nandritra ny fankalazana ny fandresen'ny antoko politika eo amin'ny fitondrana tamin'ny fifidianana natao.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...