Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Janoary, 2018

25 Janoary 2018

Toby Fitrandrahana Volamena Mandrahona Ny Fambolen'ny Vondrom-piarahamonina Ao Makedonia

Nanome fifanarahana fitrandrahana harena an-kibon'ny tany ao ambonin'ny loharano izahay mba handavaka volamena vitsivitsy tsy misy dikany. Nisy olona nanapa-kevitra ny hanapoizina anay amin'ny asidra arsenika, sôlfôrika sy sianida.

Makedonia : Manamafy Ny Filàna Serasera Malalaka Amin'i Gresy Ireo Mpitoraka Bilaogy

Ao anatin'ny korontana anatiny naterak'ireo hetsiky ny Grika hisakanana ny fidiran'i Makedonia ho ao amin'ny OTAN sy ny Vondrona Eoropeana, ary noho ny fitombon'ny isan'ny tatitra momba ny fanafihana ireo Makedoniana mpamily fiarabe ataon'ny hetsika nasionalista any Gresy ( famaliana ôfisialy), dia maro ireo makedoniana mpitoraka bilaogy no miezaka manentsina...