Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Novambra, 2017
Niaro An'ilay Mpanao Gazety Nogadraina ny Didim-pitsarana Makedoniana.
Afaka manantena fanafoanana ofisialy an'ireo fiampangana azy ara-politika ihany ilay mpanao gazety Makedoniana Tomislav Kezarovski nony farany, rehefa avy niady hahazo izany efa ho dimy taona.