Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Oktobra, 2018
Mametraka “Tsangambato” ho an'ireo Fanafody Fampitoniana Ao Skopje ireo Mpanakanto Tsy Mitonona Anarana
Nisy sary sokitra hafakely nipoitra tao Skopje, renivohitr'i Masedonia, ny 9 martsa: tsangambato ho an'ilay fanafody fampitoniana, Diazepam (fantatra ihany koa amin'ny anarany hoe Valium).
Niteraka fahatezerana ny fiantsoana hanolana vehivavy mpanao gazety iray avy amin'ny propagandista iray ao Makedonia
Naaton'ny masoivohom-baovaom-panjakana Makedoniana (MIA) ny mpiasan'ny fampahalalam-baovao sy ilay mpanao fampielezan-kevitra malaza Cvetin Chilimanov tamin'ny 3 Oktobra taorian'ny niantsoany fanolanana mpanao gazety vahiny iray Valerie Hopkins tao amin'ny Twitter.
Horonantsary Momba Ny Fikomiana, Mamelona Ny Soatoavin'ny Fanoherana Ny Fasista Tany Montenegro
"Eo am-pizaràna ny tantaran'ny adin'ny olontsotra, dia tianay hampahatsiahivina ny taranaka tanora kokoa ny fomba nahazoantsika ny fisitrahana ny zontsika amin'izao fotoana izao... "
Maniry ny hidiran'ny firenena ao amin'ny OTAN sy Vondrona Eoropeana ve ny Makedoniana? Ny fitsapa-kevi-bahoaka manan-tantara ho hilaza
Manontany mazava ny fitsapa-kevi-bahoaka amin'ny 30 Septambra hoe: Mankasitraka ny fidirana ao amin'ny EU sy ny OTAN ve ianao amin'ny fanekena ny Fifanarahana eo amin'ny Repoblika Makedonia sy ny Repoblikan'i Gresy?'