Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Marsa, 2014
Polisy Ampolony Miatrika Ny Diaben'ny Makedoniana Anjatony Manohitra ny Fahantrana
Notontosaina tamin'ny Asabotsy voalohany marsa tao Skopje nahitana fandraisana anjaran'olona anjatony maro mety ho nahatratra arivo ny Diabe sy ny "Rindrankiran'ny Fahamendrehana" hanoherana ny fahantrana.
Miomana Hanao Diabe Hanohitra Ny Fahantrana Ao Skopje Ny Makedoniana
Androany 1 Marsa 2014, hiaraka hanohitra ny fahantrana ao Skopje i Makedonia, firenena mahantra indrindra manerantany araka ny fanadihadiana navoakan'ny The Economist.