Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Mey, 2016
Noesorin'ny Akademian'ny Zavakanto Sy Siansa Ao Makedonia Ny Filazàna Ny Trosam-panjakana Taorian'ny Fanerena Ara-politika
Resaka iray mahamay ny resaka trosam-panjakana ao Makedonia, iray amin'ireo firenena mahantra indrindra ao Eorôpa .
‘Raha Tsy Misy Ny Rariny, Tsy Misy Filaminana!': Diaben'ireo Makedoniana Manohitra Ny Famelankeloky Ny Filoha Ho An'ireo Mpanao Politika Mandalo Fanadihadiana
Olona maro no naratra ary am-polony no voasambotra tamin'ireo hetsi-panoherana manohitra ny famotsorankeloky ny Filoha Ivanov ho an'ireo lehibe mpanao politika nampangaina ho tafiditra amin'ny fanaovana kolikoly sy fanamparam-pahefana.
Gidragidra Tamin'ny Marathon'i Skopje Ilazàn'ny Mpikatroka Manohitra Ny Tsimatimanota Fa Santionan'ny Herisetran'ny Governemanta Ireny
"Tsy dia nisy fiantraikany lehibe, saingy miharihary fa mihevitra ny fampiasan-kery ho fitaovam-piadiana azo ampiasaina ny fitondrana"
Miady Amin'ny Tahotra Sy Ny Famoizam-po Migadra An-Trano Manokana Ao Makedonia
Notanana tamin'ny trano ambenana manokana ao Makedonia ilay tovolahy mpianatra lalàna 19 taona, nanazava ny antony mahatonga ireo mpanao fihetsiketsehana an'arivony tahaka azy leo ireo mpitarika ao amin'ny firenena izy.
Matahotra Ireo Mpanohana An'ilay Mpanao Gazety Zoran Božinovski Fa Mety Ho Tratran'ny Fampijaliana Izy Raha Ampodiana Any Makedonia
"Ho tompon'andraikitra ny fitondram-panjakana Serba raha iharan'ny habibiana any am-ponja i Božinovski, mpanao gazety."