Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Septambra, 2023
Mitaky ny rariny ny fihetsiketsehana roa taona taorian'ny nahamaizan'ny hopitaly COVID-19 tany Makedonia Avaratra
Tsy niatrika tamberin'andraikitra tamin'ny fahamaizana nahafatesana olona 14 ny orinasa nanangana ny hopitaly sy ny tompon'andraiki-panjakana nankatoa ny fanorenana.