Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Oktobra, 2014
Tsikerain'ny Masedoniana Ny Kabary Tsy Nampoizin'ny Filoha Ivanov Tao Amin'ny Firenena Mikambana
Tsy hitahita sy tsy nandrenesam-peo nandritra ny volana maromaro raha nahitana fifandonana ara-poko tao amin'ny fireneny ny Filoha Masedoniana Gjorge Ivanov. Avy eo, nikabary eo anoloan'ny Vaomieran'ny Filaminana niresahany ny tsy mbola ahatafidiran'ny fireneny ao amin'ny OTAN sy ny ezaka manerantany iadiana amin'ny fampihorohoroana misy amin'izao fotoana izao.