Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Desambra, 2015
Nahoana No Nanapaka Ny Arabe Ireo Sofina Goavambe? Mba Hanohitra Ny Fanarahamason'ny Fanjakana Ao Makedonia

Ilay fahainoana ara-elektronika atao hoe "baomba" navoakan'ireo lehiben'ny antoko mpanohitra efa ho iray taona lasa izay, no namboraka fa noraisina antsokosoko anaty rakipeo ny seraseran'ireo olona maherin'ny 20.000 tany Makedonia.