Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Septambra, 2008
Masedonia : Horonan-tsary hiadiana amin'ny kolikoly
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor 😉 dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].