Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Janoary, 2012
Ny Lahatsoratra Global Voices Be Mpamaky Indrindra Tamin'ny Taona 2011
Ireo lahatsoratra 20 voalohany be mpamaky indrindra tato amin'ny Global Voices nandritra ny taona 2011 dia ahitana ny momba an'i Japana, telo avy ao Ejipta, ary roa avy ao Filipina. Ary tantara tokana kosa ny momba ilay mamba goavana be [mg]!