Tantara mikasika ny Makedonia tamin'ny Septambra, 2015
Fefen'ny mpikatroka Makedoniana ao anaty fihetsiketseham-panoherana ny Governemanta
Entin'ny mpikatroka ihany koa ireo hafatra manasongadina tsonga maro tamin'ny fihainoana miafina fandraisam-peo tsy ara-dalàna naporitsaky ny mpitarika ny fanoherana tao anatin'ny volana vitsivitsy, izay nahazo anaram-bositra hoe "baomba" ao Makedonia.