· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Septambra, 2018

Entina hanombanana ny zava-bitan'ny praiministra vaovao Pakistaney ny ‘Khan Meter’

Manontany ny amin'ny fahafahan'i Khan hanatanteraka ny fampanantenany ireo adihevitra miely be any Pakistana. Ho setrin'izany,  dia nampiditra ny 'Khan Meter, fitaovana nomerika handrefesana sy hanoratana ny zava-bitan'i Khan anaty 100 andro amin'ny maha filohan'ny antoko PTI azy ilay tanora mpandraharaha teknolojia antsoina hoe Salman Saeed.

12 Septambra 2018