Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Oktobra, 2016
Manaiky ny Lasa, Ny Ankehitriny, Ary Ny Hoavin'ny Zanatany Amerikana Ny Tanàna Iray Ao Etazonia
“Ny mpandresy no nanoratra ny tantara tamin'ny fomba fijeriny, saingy raha ny momba antsika kosa dia ny mpambabo no nanao izany" hoy izy. "Tsy miasa amintsika ny fomba fijerin'ny fanjanahantany ny tantarantsika. Diso izy ireny.”
Fantaro i Eufrasia Vieira, ‘Angelina Jolie Hafa Indray’ Ao Timor-Leste
" Indraindray, mandray izany fandokafana izany toy ny vazivazy aho. Tsara tarehy loatra i Angelina ary tena mahavariana fotsiny. Izaho kosa vehivavy olon-tsotra fotsiny fiainana tsotra.."
Mankalaza An'i Bob Dylan, Loka Nobel Literatiora, i Azia Atsimo
"Ny tohan-kevitra ho an'i Dylan dia noho ny kalitao sy ny ambaindain'ny sangan'asany nandritra ny taona maro, ary ny zava-misy fa lasa klasikan'ny tononkalo maoderina ny sangan'asany ankehitriny, ...."
Vao 6 Taona Monja, Saingy Efa Manana Mpankafy Manerana Ny Tany i Sefo Kicha Avy Ao India
"Kicha, mahafatifaty ianao ao anatin'ilay fandaharana. Ho an-jaza iray enina taona, miaka-tsehatra amin'ny fandaharan'i Ellen, fatratra izany ary dia nahavitra asa goavana ise. Tena fahombiazana"
Tantaran'i Fidencio Sanchez Manasongadina Ny Aingam-Panahy Tsara Indrindra Ao Amin'ny Media Sosialy —Sy Ny Manjò Ireo Latinô Mpifindra-monina
Ao anatin'ny fotoana niantsoan'i [kandidà ho filoham-pirenen'i Etazonia] Donald Trump ireo mpifindra monina Meksikana ho mpivarotra zava-mahadomelina sy mpanolana , lasa marika mihaika ilay fiheveran-diso feno fankahalana ny sarin'ity mpifindramonina Meksikana miasa mafy ity.