Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Avrily, 2018

Midika ho fiverenan'ny voronkely tiana ny lohataona ao Japan

Ho an'ny Japoney maro, andrasana isaky ny lohataona ny fiverenan'ny mpitelina, sy zavatra iainana mampanakarena ny saina.

Ahoana ny fomba nanovan'ny mpampianatra Indiana iray ny fako plastika ho lalambe

Rehefa nahita i Dr. Vasudevan fa olana goavana manerana ny firenena ny fako plastika , dia namolavola fomba iray hanodinana ny fako plastika potipotika ho làlana malefaka sy maharitra izy.

#GirlsOnBikes: Mitaingina Bisikileta Ny Vehivavy Hitakiana Ny Toerana Ho An'ny Daholobe Any Pakistana

"Mifanentana izahay mba handray anjara amin'ity hetsika iombonana ity ary mba hanamafisana ny zonay hivezivezy amin'ny sehatra ho an'ny daholobe araka izay tianay."