· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Febroary, 2018

“Bio-testamenta” ao Italia : Lasa Lalàna

  09 Febroary 2018

Tamin'ny 14 Desambra 2017, nankatoavin'ny parlemanta Italiana ny lalànan'ny testamenta ara-biôlôjika (bio-testamenta), izay hahafahan'ny olom-pirenena manapa-kevitra amin'ny fitsaboana atao sy tsy atao aminy amin'ny fiafaran'ny fiainan'izy ireo