Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Febroary, 2019
Kaonty Twitter iray mankalaza ny vehivavy ao Japan, fampahafantarana fohy iray isan'andro
Ny zavatra iraisan'ireo olona lazaina isan'andro ireo dia fahitana azy ireo ho avy amin'ny sarangam-piainana rehetra ary samy manana ny fanambiny sy ny fahombiazany manokana.
Fampifanarahana Ny Atao Amin'ny Fiovana Toetrandro Henjana Ao Mali Sy Madagasikara
Efa nisy fiantraikany mahatsiravina sahady tamin'ny toekaren'ireo firenena roa sahirana ny fiovan'ny toetry ny andro.