Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Novambra, 2020
Bibilava miloko fotsy miisa roa, voalohany amin'ny karazany eto an-tany, hita tao Nepal
Tranga voarakitra voalohany eto ambonin'ny tany amin'ny karazany ny Kraits (Bungarus) roa miloko fotsy hita nandritra ny antso avotr'aina tao amin'ny Faritany 2, ao amin'ny faritra atsimo atsinanan'i Nepal.
Anisan'ny firenena milefitra indrindra amin'ny fahapelahana aty Afrika i Cap Vert sy i Mozambika
Natao tamin'ny 1 Martsa 2016 nanomboka tao an-tanàndehiben'i Maputo, ny fanadihadiana Afrobarometatra mampiseho ny "Fandeferana aty Afrika" ny fanambarana ireo tondron'ny fandeferana aty Afrika. Mozambika sy Cap Vert no anisan'ny firenena mandefitra indrindra.
Tobago Avaratra-Atsinanana, notendren'ny UNESCO ho ‘Tahirin-javaboary sy ny Olombelona’
Noho ny fananan'ny tandavan-tendrombohitra Main Ridge fifangaroan-javaboary tokamiavaka ao aminy dia tamin'ny fomba ofisialy no nanendren'ny UNESCO ho Tahirin-javaboary sy ny Olombelona (MAB) io faritra Avaratr'i Tobag io