Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Febroary, 2017
Mamarana ny Fipetrahany Tao Amin'ny Tranon'ny Filoha Indiana Ilay Artista Bangladesh Malaza Shahabuddin AhmedShahabuddin Ahmed
''Lasa hery lehibe ny tanibe Azia atsimo ary mijery mankaty aminay daholo izao tontolo izao. ''
Mbola Mpianatra Izy, Kanefa Nahavita Nandroaka Manampahefam-panjakana Ambony Ity Mpanao Gazety Slovenina Ity
Nanjary olo-malaza tampoka teo i Lea Majcen, mpanao gazety ao Slovenia, rehefa nahasanganehana an'ilay manampahefam-panjakana Tilen Smolnikar tamin'ny fanontaniana tsotsotra tamin'ny antsafa momba ny asany amin'ny maha filohan'ny sehatry ny angovo azo havaozina azy ao amin'ny firenena.
Mandroso Amin'ny Asany Ireo Vehivavy Mpikorisa Ao India
"Tiako ho hita maso izany fa nisy ireo tovovavy mpikorisa ao India, na dia azo nisaina tamin'ny ratsa-tanana iray aza ny isan'ireo tamin'izany fotoana izany. Nanomboka niresaka tamin'ireo ray aman-dreny aho mba hitondra ny zanak'izy ireo amin'ny fikorisana sy handray anjara amin'ny hetsika antserasera."
Lalao Fanao An-databatra Makedoniana Nahazo Laza Iraisampirenena noho ny “Tsipaipaika Ifarimbonana”
Ahoana no nanatanterahan'ireo vondrona tanora Makedoniana ny nofin'izy ireo tamin'ny famokarana lalao fanao an-databatra teo amin'ny sehatra iraisampirenena.
Ny Tontolo Mahagaga Hafahafan'ny Raim-pianakaviana iray Mpikarakara Tokantrano no Sady Mpiondana Youtube

Amerikana iray tsy mitonona anarana no mametraka lahatsary ampiasàna ny sarimiaina sy ny mozika ho fanabeazana, efa ho taona roa izao, ao amin'ny fantsony Youtube "Kids Learning Tube".
Miasa Mba Hampitombo ny Fahalalan'ny Vahoaka ny Fiainana Manokana Amin'ny Aterineto Ireo Vondrom-piarahamonin'ny Teknolojia Misokatra ao India

Tao anatin'ireo taona lasa, nanao hetsika mba hampitomboana ny fahalalàna mikasika ireo olana amin'ny fiainana manokana amin'ny Aterineto, na tao amin'ny sehatry ny Aterineto na tamin'ireo hetsika ivelany, ireo vondrom-piarahamonina malalaka sy misokatra
Porofoin'i Ghana fa Tsy Nofinofy Ny Fifidianana Am-pilaminana, Malalaka ary Mifandanja Ao Afrika
"Iray amin'ireo firenena Afrikana tsy manome zavatra ratsy hotaterina amin'ny media tandrefana mikasika an'i Afrika mihitsy i Ghana."