Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Jona, 2018
Ela niandrasana, nahazo fankatoavana ho ara-dalàna ny fikambanana LGBT tokana ao Angola
"Ara-dalàna isika ankehitriny ary afa-miresaka amin'ny tompon-trano tsy misy tahotra, afa-manao sy manohy ny asantsika ara-dalàna isika, satria handoa ny anjaran'ny fanjakana isika."