Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Marsa, 2017
Naniry, Tena Naniry Fatratra Fifanarahana Visa Maimaim-poana Amin'ny Vondrona Eoropeana I Zeorzia , Ary Tonga Ny Fety Ankehitriny
"Afaka mitsidika ny faritra midadasika Schengen ao Eoropa mandritra ny 90 andro ao anatin'ny fe-potoana maharitra 180 andro ireo teratany Zeorziana nanomboka tamin'ny Talata"
Hong Kong : Ny Worker News Izay Namaky Bantsilana Ireo Anganongano Momba Ireo Mpitsoa-Ponenana No Nahazo Ny Loka
"Tao anatin'ny taona vitsy, dia niroborobo ny fitsaratsaràm-poana ataon'ny fiarahamonina any Hong Kong ireo olona avy any amin'ny firenena hafa."
Ho Anao Mpankafy Zavakanto Japoney, Manana Fanomezana Miisa 300.000 Ho Anao Ny Mozea An-tanàndehiben'i New York
Afaka mampiasa ny asakanto avokoa ny olona rehetra na inona na inona antony, rehefa mbola manome voninahitra ilay mpanolotra ny asakanto tany am-boalohany sy ny Met ihany koa izy ireo.
Nampitodika any amin'ny Zavakanto Grika ilay Dokambarotra iPhone (fa tsy ireo Grika Rehetra no Faly amin'izany)
"Asehon-dry zareo ho toy ny mbola tany amin'ny taompolo 1950 i Gresy: ny akanjo, ny fihetsiky ny olona, izay miseho ho tsy mbola nahita finday miaraka amin'ny fakan-tsary hatramin'izay..."