Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Mey, 2018
Manao ny Andranomafanan'i Japana ho sakaizan'ny vondrom-piarahamonina LGBT kokoa
"Ity no fotoana voalohany nidirako tamin'ny fandroana iraisana nandritra ny 13 taona, nahafaly ahy tanteraka izany!"
Reharehan'i Bangladesh Ny Nandefasan-dry Zareo Ny Zanabolany Voalohany Ho Eny Amin'ny Habakabaka
"Fametrahana feno fahombiazana ny Bangabandhu Satellite-1 eny amin'ny làlan-kizorany nataon'ny Falcon 9 Block 5 an'ny SpaceX. Toy izao angamba no fomba fiovàn'ny firenena iray, tena feno rehareha."
Namotsotra ny “mpanao gazetiny nigadra farany” i Ozbekistan
Sambany tao anatin'ny roapolo taona mahery no tsy nisy mpanao gazety migadra na dia iray aza ao Ozbekistan, izay firenena nanjakan'ny tsirefesimandidy indrindra teto ambonin'ny tany taloha.
Meksika: Hanohy ny Asany ny Orinasam-Pifandraisan'ireo Vazimba Teratany — Hatreto Aloha
"Ho anay, ny tsy maintsy handoavana iray tapitrisa pesos dia mety hidika hoe tokony hatsahatray ny asa. [...] Misy ireo maka toerana mba hanohana ny matanjaka. Fa izahay kosa hanaraka ny làlana tena ilaina, amin'ny fanantenana hoe any am-parany any, dia homena lanja ny zon'ireo vahoaka sy vondrom-piarahamonina vazimba teratany"
Bolgara Mpiaro Tontolo Iainana, Nahazo Fandresena Goavana Teny Amin'ny Fitsarana Ny Tolony Ho Fiarovana Ny Valan-javaboarim-Pirenena Ao Pirin (#SavePirin)
"Vaovao goavana ho an'ny @zazemiata sy ireo olona an'arivony maro manohitra ireo drafitra hanimbàna ny valan-javaboarim-pirenena ao #Pirin Bolgaria #SavePirin"