Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Marsa, 2016
Ao Amin'ny Tongasoa Ny Lohataona, Filahiana Goavana Mandehandeha Amin'ny Lalamben'i Japan
Koa satria mitombo habe mandavataona ity filahiana vita amin'ny hazo ity ka mirefy eo ho eo amin'ny 2,5 metatra (refy 13) ny lavany ary milanja 280 kilaograma ankehitriny.
Iza No Fivarotana Japoney Misarika Bibikely Betsaka Indrindra? Mpianatra Iray Nanapa-Kevitra Ny Hitady Ny Valiny
Tsy leon'ny fanandramana ara-tsiansa nataon'ilay mpianatry ny lisea iray ny media sosialy ao Japana. Nisy nampita sioka mihoatra ny in-16000 ny sary iray avy amin'izany voka-pikarohana izany.
Herinandro 237, Tsy Very Fanantenana i Maheen Taseer Nino Fa Mbola Hiverina Ny Vadiny Nalaina An-keriny
Nanisa ireo andro tsy niarahany tamin'ny vadiny Shahbaz i Maheen Taseer. Nitsahatra tsy nanisa izany intsony izy tamin'ny 8 Martsa, raha voavonjy sy tafaverina soa aman-tsara ny vadiny.
Nahoana No Mandoko Telolafy Miralafy Amin'ny Trano Ravan'ny Fihovitrovitry Ny Tany Ny Artista An-Dalambe ao Nepal
"... indro misy lehilahy iray manatona mitsiky ahy, sady manondro ireo korontam-biriky sady mihiaka hoe "tongasoa ato an-tranoko." Nitranga izany raha teo am-pandokoana ny telolafy voalohany aho."