Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Jona, 2016
Noporofoin'ny Vondrona Mpiaro Ny Zon'Olombelona Ao India Fa Tsy Voatery Hidika Fahaverezam-Panantenana Hatrany Ny Tsy Fahampian'isan'ny Mpampianatra
Hitan'ny tatitra vao haingana nataon'ny Oxfam fa tsy ampy mpampianatra ny 37 isan-jaton'ny sekolim-panjakana fanabeazana fototra Indiana noho ny tsy fahampian'ny famatsiam-bola
Fampiratiana Sary Iombonana Eo Amin'ny Gresy sy Tiorkia Mampifanakaiky Azy Ireo Kokoa
Mino izy ireo fa ny filaminana sy ny finamanana no fomba tsara indrindra handresena ny olana ary ny kanto indrindra ny sary no fitaovana mampifanakaiky kokoa ny olona.
Nandresy ny Hafanana Tsy Mila Ny Herinaratra Ny ‘Eco-Cooler’ Ao Bangladesh
Nisy orinasa ara-tsosialy vaovao iray nahita hevitra tsotra mba hanomezana vahaolana mora vidy ho an'ny olan'ny hafanana amin'ny andro fahavaratra amin'ireo toerana tsy misy herinaratra.
Fiainan'i Tião, Mpivarotra Hot-Dog Eny An-Dalamben'i São Paulo
Raha hisakafo ao Sao Paulo, mandehana mijery ny "cachorro-quente" an'ireo "restolanches (trano fisakafoanana lanches" eny an-dalambe.
Mihetsika Mba Hitondra Ny Anjara Birikiny Amin'ny Fampandrosoana An'i Madagasikara Ireo Zanaka Ampielezana
Mivory ao Aix-en-Provence ny malagasy zanaka ampielezana ny 8 ka hatramin'ny 10 jolay 2016 ho avy izao mba hifanakalo hevitra mikasika ny hoavin'i Madagasikara.
Zanj Radio: Onjam-peon'ny Mozika Antserasera Ao Jamaika Miaraka Amin'ny Hafatra Ara-tsosialy
"Tsy vondrona media iray hafa fotsiny ity. Fa vahaolana."