Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2020

Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Oktobra, 2020

Efa misy ho an'ny mpamaky amin'ny teny Anglisy ny tantara foronina Japoney maoderina noho ny gazetiboky literatiora vaovao

Ahitana ny fandikan-teny maro amin'ny literatiora Japoney tranainy sy vaovao ny famoahana voalohany tamin'ity gazety literera ity, ary manamora ny fifanakalozan-kevitra momba ilay fandikanteny.

Mpianatra ho mpitsabo Kashmirita mandoko amin'ny ravina handresena ny rarintsaina ateraky ny COVID-19

Mampiasa izay fahaizany tsotra amin'ny fandokoana i Tabish Aijaz Khan, tanora iray mpianatra fitsaboana avy ao amin'ny distrikan'i Anantnag ao Kashmir, handreseny ny rarintsaina ateraky ny fanadinana sy ny valan'aretina COVID-19.