Tantara mikasika ny Vaovao Tsara tamin'ny Aogositra, 2018
Afomanga: Ahoana ny fankalazan'i Japana ny fahavaratra miaraka amin'ny ‘hanabi’
Malaza amin'ny afomangan'izy ireo, fantatra amin'ny hoe 'hanabi' (花火) amin'ny teny Japoney ny volana fahavaratra Jolay sy Aogositra ao Japan. Ireto sary vitsivitsy.
Eo An-Tànan'i Rashid Khan, Ilay Kintan'ny Mpilalao Cricket Afgana, Ny “Hoavy”
Sachin Tendulkar, indiana mpitàna fikapoka izay efa misotro ronono, matetika hita amin'ny ngezalahin'ny fotoana rehetra, no mpanipy baolina mendrika indrinda ao amin'ny T20I, hoy i Khan.