Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Febroary, 2017
Ny Endriky ny Fanoherana: Mihaino ve Ianareo? Rakipeo
Ary ao anatin'ity andiany ity ianareo dia hoentina ho any India, Japàna, Aostralia, Meksika ary Trinidad sy Tobago mba hampidirana aminareo ny Endriky ny Fanoherana ao anatin'ny tontolo iray miaina ny fanontoloana.
Ny Fifaharany Syriana : Fandraisampeo Mankany Amin'ny Lalina
Mitodika any amin'i Marcell Shehwaro hatrany isika ato amin'ny Global Voices rehefa te hahatakatra ny zava-mitranga marina any Syria.