Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Avrily, 2012
Podcast Global Voices: Ny Lafy Tsara Sy Ny Lafy Ratsin'ny Fanentanana Antserasera
Amin'ity andiany podcast Global Voices ity, hiaraka amintsika eto i Yazan Badran, mpanoratra ao amin'ny Global Voices Syrie monina ao Japana. Ny lohahevitry ny podcast dia: ny lafy tsara sy ny lafy ratsin'ny fanentanana ankampobe ao amin'ny valantserasera.