Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Avrily, 2017
Hay Tena Kely Tokoa Ity Izao Tontolo Izao Ity : Fandraisampeo Mankany Amin'ny Lalina
Mandania fotoana miaraka amin'olona avy any amin'ny firenen-kafa, na miteny amin'ny fiteny hafa, ary tsy ho ela dia ho hitanao fa maro kokoa noho izay noeritreretinao tamin'ny voalohany ny zavatra itovizanareo.