Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Febroary, 2012
Global Voices Podcast: Bodoy Ity!
Miarahaba ny rehetra! Tonga soa eto amin'ny tafatafam-baovao Global Voices podcast andiany hafa ity. Amin'ity fizarana ity no iresahantsika ny hevitra sy ny olana manodidina ny hetsi-panoherana ataon'ny Hetsika Bodoy...


