Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Mey, 2012

Global Voices Podcast: Sakafon-tsaina, Sakafo Hohanina

  14 Mey 2012

Ato anatin'ity andiany ity isika dia hitrandraka ireo asa sy hetsika farany indrindra teo anivon'ny vondrom-piarahamonin'ny Global Voices. Miresaka ihany koa isika amin'ireo namana sasany, mikasika ireo singan-kolontsaina ifanakalozana eo amin'ny fiainantsika, ka hafantoka manokana amin'ny resaka sakafo : na izany sakafon-tsaina, na hohahina!