Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Septambra, 2011

Global Voices Podcast 3: Fiantraikan'ny Fikomiana Arabo

Miarahaba ny rehetra! Amin'ity andiany Global Voices Podcast ity no handrenesanareo ny fiantraikan'ny fihetsiketseham-bahoaka Arabo sy ahitanao izany hoe ahoana izany mpitari-dalana nomerika izany ary hiresaka momba ireo hevitra miteraka ny fitsipi-pifehezana tsara. Voalohany, fampahatsiahivana izay nitranga vao haingana tamin'ity taona ity . Nahitana revolisiona tao Tonizia ary voaongan'ny mpanao fihetsiketsehana Ejypsiana...