Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Marsa, 2016
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Elefanta Ao An'efitrano
Amin'ity fizarana ity, mitondra anao ao Somalia, Japana, Shina, Pakistan ary Kiobà izahay.
Nahare Ve? Niverina Ny Global Voices Podcast
Taorian'ny telo taona niatoana dia niverina ihany tamin'ny farany ny Global Voices Podcast. Amin'ity andiany ity izahay hitondra anareo ho any Meksika, Shina, Tajikistan, Makedonia ary Rosia.