Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Oktobra, 2016
Mila Rariny Izy: Ny Herinandro Niaraka Tamin'ny Podcast an'i Global Voices
Tamin'ity herinandro ity, ampahafantarinay anareo ireo vehivavy mitady sy manatanteraka ny rariny ao Polonina, Orogay, Rosia sy Syria.
”Tsia” ho an'ny Fandriampahalemana ao Kolombia: Ny Podcast Miditra Lalina
Ny herinandron'ny 6 Oktobra izahay dia nangady lalina tao anatin'ny antony nifidianan'ny Kolombiana handaboka ny fifanarahana fandriampahalemana izay tokony nampitsahatra ny ady naharitra efa 50 taona mahery.